|
|
|
|

Teny iditra1 tsy manan-kasoka amin' izany aho
Singan-teny  2tsy, 3manana, 4kasoka, 5amy, 6izany, 7aho
Sokajin-teny  8 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  9tsy misy mikasika ahy ny raharaha, sady tsy ahy rahateo. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12