|
|
|
|

Teny iditra1 ory hava-manana
Singan-teny  2ory, 3havana, 4manana
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6malahelo raha mahita havana manana na nambinina; enti-milaza koa ireo tsy mba tia ny hafa hisondrotra, na dia havana aza. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12