|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy manan-droa hamolahana |
| Singan-teny | 2tsy, 3manana, 4roa, 5amolahana |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7(ray aman-dreny) tsy manan-janaka afa-tsy tokana, izay voatery hotsimbintsimbinina, fa raha nanan-droa manko izy, mety ho niseho ho henjankenjana.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|