|
|
|
|

Teny iditra1 hendry ka tsy manan-ko an-teny
Singan-teny  2hendry, 3tsy, 4manana, 5ho, 6teny
Sokajin-teny  7 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8tenin' olona miavonavona izay nanarin' olona mahantra, hono, ka namaly hoe: hendry ve tsy hanan-ko an-tena; toy izany koa ny mpitovo nananatra ny manambady ka nahazo valiny hoe: raha hendry tsy manan-ko an-tena. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12