|
|
|
|

Teny iditra1 manan-kambo
Singan-teny  2manana, 3hambo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mitandro ny haja ananana sy ny voninahitra; tsy manaiky hivarilavo na hanao izay tsy mendrika hanimba ny hajan' ny tena. [1.1]
Ohatra  6 Mba lehilahy tsy manankambo koa ity zanakareo. [2.643#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12