|
|
|
|

Teny iditra1 manan-tsaina
Singan-teny  2manana, 3saina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5afaka hahatakatra hevitra mora foana; na mora mahay zavatra ianarana. [1.1]
Ohatra  6 Olona manantsaina sy fahazotoana no tadiavina ho amin' izany raharaha izany. [1.38]
7 Aoka hihaino ny hendry, dia hitombo fahalalana izy; ary ny manantsaina, hahalala torohevitra feno fahamalinana, [2.996]
Mpanahaka  8 haingantsaina, 9 kingasaina, 10 lalintsaina, 11 lavaoroanana, 12 mahiratsaina, 13 maladysaina, 14 malalatsaina, 15 manampanahy, 16 maranitsaina, 17 matotsaina, 18 matsilosaina, 19 tangolotsopaka

Fivaditsoratra  20 amintsanana, 21 manan-tsaina, 22 masin-tanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31