|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maitsomanana |
| Singan-teny | 2maitso, 3manana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Karazam-bakana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6nom d'une perle.
[1.3] |
| Ohatra |
7 Cameron sy £500 hividianany vatosoa fanao maitsomanana.
[2.649#]
8 Ary hoy izy: tsy misy zavatra hafa tsy akory fa maitsomanana ihany, koa izay tratry ny ahy dia vidiko, fa ny vola ety miasa, koa raha lany izy dia manafatra indray. [2.366#] |
| Renianarana |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|