|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 gaga
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Mihetsi-tsaina amam-panahy eo anoloan' ny zavatra tsy fahita andavanandro na tsy nampoizina, amin' ny lafiny tsara na ratsy: Gaga anao aho ~ Gaga ny nataonao aho na gaga amin' ny nataonao aho ~ Gaga aho raha sahy nanao izany Rakoto.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4amazed, astonished at.
5It governs an accusative case, as gaga anao aho, I am astonished at you.
6See ankona, kehaka, taitra, talanjona.
7[Jav.
8gaget, kayet, to startle.]. [1.2]
9astonished. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10Etonné, stupéfait, en admiration, surpris: Gaga anao aho (Je vous admire) ~ Gaga ny nataonao aho (J'admire ce que vous avez fait) ~ Gaga aho raha sahynanao ratsy toy izany îzy (Je suis étonné qu'il ait osé se conduire aussi mal). [1.3]
11étonné, ébahi. [1.8]
Ohatra  12 gaga aho raha tany Ambohimahagaga
ary talanjona raha tery Andohatanjona
[2.131]
13 Toa gaga ihany koa izy, satria nanaronana sosoa maraina sy nasaina nihinana tao an-dakozia. [2.470]
14 Hoy izy gaga nijery ahy tsara. [2.471]
Haiendriteny 
15 Tsotra :
16 Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  26dagaga, dogaga, gaina foana, ilatsaham-baratra, kehana foana, kepoka, renoka, revo, sondriana, talanjona, tokaka, tolagaga, vaky vava, vakim-baratra, variana, zendana
Kamban-teny rehetra  27Mahagaga

Teny iditra (2/3)28 ga
Sokajin-teny  29 filaza mandidin' ny mpamaritra gaga [Fitanisana]
Ohatra  30 Admirez, soyez étonné [1.3]

Teny iditra (3/3)31 ga
Sokajin-teny  32 anarana
Fanazavàna teny malagasy  33goaika. [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  34a provincial word for goaika [Mal.
35gagak.]. [1.2]
Voambolana  36 Haibiby: vorona
Tovy hevitra  37goaga, goaika, goaka, goake, goaky
Kamban-teny rehetra  38hazongagà

Fivaditsoratra  39 gagà, gaga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03