|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vadipeo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Teny ilazana ny fivadiham-baninteny: mahandroa = mandrahoa.
[1.1] 4voanteny ahitana fifamadihan-toeran-janapeo na renifeo: Ahitana vadipeo ao amin' ny nandrahoina sy nahandroina. [1.62#1071] 5Ny vadipeo rehetra: [3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6metathesis.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7métathèse.
[3.1] |
| Voambolana | 8 Haiteny |
| Tovy hevitra | 9fivadi-tsingampeo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|