|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Rakibolana Rakipahalalana |
| Singan-teny | 2 rakitra, 3 volana, 4 fahalalana |
| Sokajin-teny | 5 anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Famaritana dimy arivo sy telo alina, lahatsoratra efajato, sary ravaka an-jatony. Fatratra ny voka-pikirizan'ireo mpikaroka dimy amby telopolo amby zato hameno ny pejy telo amby fitopolo sy valonjato izay nanambarana ny rakibolana rakipahalalana vaovao rehetra
[1.62] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Trente-cinq mille définitions, quatre cents textes, des centaines d'illustrations. Tel a été le résultat de l'acharnement des cent trente-cinq chercheurs pour remplir les huit cent soixante-treize pages qui vont constituer le tout nouveau dictionnaire encyclopédique malgache
[4.7.fr.25-02-2005] |
| Mpanoratra |
8 Akademiam-pirenena Malagasy |
| Mpanonta printy |
9 Akademiam-pirenena Malagasy. 2005. Haavony: 30.5cm. Ambainy: 22cm. Takila: CXX, 1163. |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/30 |
|