|
|
|
|

Teny iditra1 gagilahy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3(fahasimban' ny hoe gigalahy) Kingalahy, famantsilahy, sifotra antitra. [1.1]
4Mr.
5Richardson nihevitra ity ho fiovan' ny hoe gagalahy; mompera Malzac kosa milaza azy ho fiovan' ny hoe gigalahy.
6Samy tsy re eto Imerina anefa ireo; ny heno matetika dia ny hoe gaigilahy, gaigibe.
7Koa ataonay fa ny marina dia izao: fiovan' ny hoe gaigilahy izy.
8Ny heviny dia fandokafana hoe: kanto, fatratra, fetsy, kinga mahay.
9Toy izany koa ny hoe gaginy.. [1.10]
Fanazavàna teny anglisy  10Same as adalalahy Probably a corruption of gagalahy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11(corruption de gigalahy), qui a l'expérience, consommé dans. [1.3]

Fivaditsoratra  12 gagilahy, 13 gigalahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12