|
|
|
|

Teny iditra1 bolisatra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fikorisan' ny tongotra tsy mahafahatra noho ny tany malama. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4comme bolasitra. [1.3#86]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  17bolasitra
Mpanahaka  18 bolaly, 19 bolasitra

Fivaditsoratra  20 bolasitra, 21 bolisatra, 22 sobilatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02