|
|
|
|

Teny iditra1 vaomiera
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fivorian' olona vitsivitsy notinendry mba handinika zavatra kasaina hatao na hanara-maso ny fanatanterahan-javatra notinapaka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4commission. [1.13]
Ohatra  5 vaomieran'ny Toekarena [2.606#61]
6 Ny vaomieram-pirenena no manendry ny filohany [4.27#2006/08/25]
7 Manana zo amin' ny toeran' ny filoha lefitra iray ny mpanohitra ary mitarika ny iray amin' ireo vaomiera farafahakeliny [1.320]
Haiendriteny 
8 Tsotra :
Tsipelina hafa  9voamiera
Tovy hevitra  10komisiona

Fivaditsoratra  11 vaomiera, 12 voamiera

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12