|
|
|
|

Teny iditra1 mandrahoa
Fototeny  2handro
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahandro [Fitanisana]
Ohatra  4 Alao ary, ka vonoy, fa hitan-tsikidy, ary ny atodiny andrahoy mano-kana, ka mandrahoa vary sosoa, ary rehefa masaka dia arosoy. [2.857#]
Tsipelina hafa  5mahandroa

Fivaditsoratra  6 amandraho, 7 mahandroa, 8 mandaroha, 9 mandrahoa, 10 mandroaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10