|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sendoatra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Mihoatra ny antonony; tafahoatra ny mety; tsy ara-drariny.
4Tezitra misafoaka: Mora sendoatra loatra Rangahy iny ka sarotra iraisamonina.. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 6sendaotra |
| Fivaditsoratra | 7 sendaotra, 8 sendoatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|