|
|
|
|

Teny iditra1 sendaotra
Singan-teny  2sendra, 3loatra
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5Mihoatra ny antonony; tafahoatra ny mety; tsy ara-drariny.
6Tezitra misafoaka: Mora sendaotra loatra Rangahy iny ka sarotra iraisamonina.. [1.1]
7misafoaka, tezitra mafy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8Qui dépasse les bornes, qui va trop loin, au-delà de ce qu'on voulait, inattendu, irréfléchi, accidentel. [1.3]
9furieux, irrité. [1.13]
Ohatra  10 Arovy ny vava mihoatra è, Tandremo ny teny sendaotra; [1.437#]
11 Nony nandre Ilaidama, sendaotra mafy izy ka lasa nanirahany: « Inona izato iangonana? [2.298#]
12 Izao mantsy, ny Andriamanjaka, toneo ny fonao fa aza dia sendaotra loatra. [2.528#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Voambolana  15 Ontam-po
Tsipelina hafa  16sendoatra

Fivaditsoratra  17 sendaotra, 18 sendoatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02