|
|
|
|

Teny iditra1 siotrafo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Hazo kely lavalava fandrosoana sy famboarana ny kitay mba hirehetany tsara ao anaty fatana ary hanangonana ny vain' afo tsy hiparitaka. [1.1]
Tsipelina hafa  4soitrafo

Fivaditsoratra  5 atsofory, 6 fitsoroa, 7 siotrafo, 8 soitrafo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12