|
|
|
|

Teny iditra1 mahandroa
Fototeny  2handro
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahandro [Fitanisana]
Ohatra  4 Fotoana fandevenana Tokony ho adiny roa alohan' ny hamatorana ny faty, dia misy manafo anankiray manao antso avo eran' ny tanàna hoe: "mahandroa vary daholo e! [2.436#]
Tsipelina hafa  5mandrahoa

Fivaditsoratra  6 amandraho, 7 mahandroa, 8 mandaroha, 9 mandrahoa, 10 mandroaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10