|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 toazana |
| Fototeny | 2oty |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tapahina hiala amin' ny taho: Toazy ireo voankazo ireo fa efa masaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5qu'on sève, qu'on cueille: Toazo ireo voankazo ireo (Cueillez ces fruits).
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 10otazana, otoazana |
| Fivaditsoratra | 11 atazona, 12 otazana, 13 toazana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|