|
|
|
|

Teny iditra1 fahandroana
Fototeny  2handro
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanamasahana amin' ny afo; ny asa atao rehefa mahandro. [1.1]
5fiketrehana, fandokiana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6cuisson. [1.13]
Voambolana  7 Toe-karena: hanina
Tsipelina hafa  8fandrahoana
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 fahandroana, 11 fandarohana, 12 fandrahoana, 13 fandroahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02