|
|
|
|

Teny iditra1 kototany
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3(ny teny hoe tokotany ihany, saingy nisy vadipeo na fifamadiham-baninteny) Ny tany manodidina ny trano: Andeha milalao eny an-kototany amin' izay ny ankizy -- amin' io hevitra io dia mitovy fampiasa tsy misy valaka ny kototany sy ny tokotany, fa amin' ny hevitra ohatra kosa dia ny kototany no fampiasa matetika ka entina hilazana: 1) Ny fitambaran-javatra na vola misy na miasa: Kototanim-barotra, kototanin-karena. 2) Faritra tratra: Kototanim-pahaizana 3) Ambangovangony, fisehoana ankapobeny: Kototanin-tarehy.. [1.1]
Tsipelina hafa  4tokotany
Kamban-teny rehetra  5Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  6 kototany, 7 tokotany

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08