|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tezerana |
| Fototeny | 2tezitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ampisehoana tsy fahafaliana, ka toa maha ta hamely: Notezeran-drainy.
5Soa fa alim-pody loatra. 6Anarina, levilevena: Tokony hotezeranao ireo mpianatra ireo fa kamo. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 11terezana |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 terezana, 14 tezerana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|