|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 Tsimandao
Sokajin-teny  2 anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  3Iraka mpitondra ny taratasim-panjakana tany ivelany fahizay. [1.1]
Voambolana  4 Tantara
Tsipelina hafa  5tsimandoa

Teny iditra (2/2)6 Tsimandao
Sokajin-teny  7 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  8voir Zomandao. [1.11]
Voambolana  9 Haitoetany: renirano, farihy

Fivaditsoratra  10 Tsimandao, 11 Tsimandoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12