|
|
|
|

Teny iditra1 ahandroina
Fototeny  2handro
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4jereo handroina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5qu'on fait cuire ou bouillir. [1.3]
Ohatra  6 ahandroina any amin' ny kilasimandry izay trondro azo nony hariva ho fanampin-daoka. [2.356#]
7 Misy roalahy no mpahandro, ka ao anatin' ny hena dia ahandroina ny atiny, ny trafony. [2.606#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  12andrahoina, handroina
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 ahandroina, 15 Anahidrano, 16 andrahoina, 17 rahondiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02