|
|
|
|

Teny iditra1 fandrao
Sokajin-teny  2 mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Teny entina milaza fanahiana na tahotra.
4Sao dia, andrao, angoa: Matahotra aho fandrao miresaka amin' i dada ny mpampianatra anay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5[fa and andrao.] Lest, for fear that.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6de peur que.
7Niova akanjo izy fandrao fantatry ny olona: il a changé d'habit de peur d'être reconnu par les gens. [1.12]
Mpanahaka  8 andrao, 9 fandroa, 10 mba, 11 ndrao, 12 sangoa

Fivaditsoratra  13 fa-drano, 14 fandaro, 15 fandrao, 16 fandroa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12