|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andrahoina |
| Fototeny | 2handro |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4qu'on fait cuire ou bouillir.
[1.3] |
| Ohatra |
5 Da nampamono akoho, hono, Rafotsiarifanahy, ka nasainy nandrahoina, ka nony masaka, dia naniraka ankizivavy roa izy hanatitra azy.
[2.293]
6 koa manendasa izay hendasinareo, ary mahandroa izay handrahoinareo, ary izay sisa rehetra dia avelao ho anareo, hotehirizina ho tra-maraina. [2.996] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 11ahandroina, handroina |
| Kamban-teny rehetra | 12atody an'akora andrahoina mantamanta |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 ahandroina, 15 Anahidrano, 16 andrahoina, 17 rahondiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|