|
|
|
|

Teny iditra1 tezitra
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Tsy faly amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy: Tezitra taminy ny rainy ka saika voafelaka izy ~ Tezitra noho ny hakamoanao ny mpampianatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4angry. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5fâché, en colère. [1.8]
Ohatra  6 Samy tezitra izy roa lahy. [2.472]
7 tezitra ny anadahin-drenin' ireo zaza. [2.606]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  23 Ontam-po
Mpanahaka  24 entimpo, 25 gaigy, 26 hendratradiahendratra, 27 hendratra, 28 henjankozatra, 29 letra, 30 liandra, 31 lomodomotra, 32 lotika, 33 madiky, 34 maimbora, 35 malonilony, 36 manangambovona, 37 manaofarateny, 38 mandongilongy, 39 mandrivana, 40 mandroatra, 41 mena, 42 miafokafoka, 43 miafonafona, 44 mialavonkina, 45 miefonefona, 46 miempofo, 47 mifongofongo, 48 mifotroaka, 49 mihidyvazana, 50 mihifika, 51 mikafankafana, 52 mikafara, 53 mikintona, 54 mikitakita, 55 mikitoka, 56 milondolondo, 57 mimonjomonjo, 58 mimonjotra, 59 mionjononjona, 60 miotinotina, 61 mirintona, 62 misafoaka, 63 misafotofotovorimbava, 64 misamboaravoara, 65 misamontotra, 66 misarongatra, 67 misondrodra, 68 mitafoaka, 69 mitrafana, 70 mitrifana, 71 mitroatra, 72 mivandravandra, 73 mivindavinda, 74 mivindina, 75 miviniviny, 76 mivoaramena, 77 monjotra, 78 montotra, 79 romotra, 80 sendaotra, 81 somalondo, 82 sosotra, 83 tafintohina, 84 teramena, 85 tohina, 86 tongafofonaohatranyrononomandroatra, 87 vinitra
Kamban-teny rehetra  88ady tezitra
Ohabolana  89 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02