|
|
|
|

Teny iditra1 hatezerana
Fototeny  2tezitra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny hatezerana, hono, hadalana miserana.
5Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba. [1.1]
Voambolana  6 Ontam-po
Tovy hevitra  7fahatezerana
Kamban-teny rehetra  8misy azy ny hatezerany
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02