|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 tohina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3action de toucher. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22Fikambanana 5 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)23 tohina
Sokajin-teny  24 matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  25Voadona malemy dia malemy, voakasika kely foana: Tohina fotsiny ilay tavim-boninkazo dia nianjera.
26Sosotra na tezitra na mangoraka: Tohina ny foko mahita ilay vehivavy mahantra mibaby zaza mitsindroka eny an-dalambe.
27Tofoka, leony: Tohin-kazandrano aho tany amoron-tsiraka.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  28touché légèrement.
29dégoûté, qui n'en veut plus (peu usité en ce sens). [1.3]
Ohatra  30 Hoy aho somary tohina. [2.944#]
31 Mora tohina amin'ny fony izy: [2.298]
Haiendriteny 
32 Ny ankehitriny :
33 Ny lasa :
34 Ny hoavy :

Teny iditra (3/3)35 tohina
Sokajin-teny  36 anarana
Fanazavàna teny malagasy  37tsy rahazakan'ny taova zavatra iray, ary miseho amin'ny endrika samihafa. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  38allergie. [1.13]
Voambolana  39 Fahasalamana

Fivaditsoratra  40 antohy, 41 hatony, 42 tohina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02