|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misafoaka |
| Fototeny | 2safoaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitroatry ny hatezerana mafy, entanin' ny hatezerana, tezitra mafy: Nisafoaka ny anao lahy roba vao nahare izany teny izany.
[1.1] |
| Ohatra |
5 Very izahay fa inona eo afovoan' ny ranomasina misafoaka moa izay sambo kely tsy ampy fitaovana?
[2.471]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 misafoaka, 11 misakafoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|