|
|
|
|

Teny iditra1 tafintohina
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Voapoka na voadona amin-javatra eny am-pandehanana ny tongotra: Tafintohina izy no nampianjera azy.
4Tezitra na sorena amin' ny fahitana ny ratsy ataon' ny hafa, amin' ny fiteny na toetra tsy mendrika asehon' ny hafa: Tafintohina aho nahita ilay Rangahy namono vady teo ampovoan' ny arabe.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5tripped, stumbling; offended. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qui trébuche en heurtant le pied contre quelque chose; scandalisé, qui se sent offensé. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02