|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mirintona |
| Fototeny | 2rintona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miala tampoka, tezitra: Lasa nirintona Rakoto raha vao nahare izany teny izany.
[1.1] |
| Ohatra |
5 Fantatra koa fa tsy maintsy mirintona izy izay.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 mirintòna |
| Fototeny | 11rintona |
| Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirintona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 13 mirintòna, mirintona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|