|
|
|
|

Teny iditra1 gaigy
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Romotra: Alika gaigy.
4Misafoaky ny hatezerana: Olona gaigy na gaigin' olona.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5foolish. [1.2, 1.7]
6imprudent, indiscreet, obstinate, mad. [1.2]
7imbecile; clever in a bad way. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8Imbécile. [1.3, 1.8]
9insolent, enragé, fou de colère. [1.3]
10habile au mal, audacieux. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  17gegy
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  19 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02