|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vinitra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tezitra, mampiseho endrika tsy faly: Vinitra erỳ izy niditra tao antrano.
4Henjana manao tsy an-kihetsika (filaza amin' ny miaramila): Vinitra daholo ny miaramila nanao sapaoritra raha nandalo ny lehibe. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5angry in looks, but not speaking; displeased, strutting in anger; it is more intense in meaning than tezitra.
6used of the steady march of soldiers. [1.2] 7showing anger but not speaking. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8faché, en colère, irrité, taciturne, de mauvaise humeur.
9se dit aussi du soldat qui se tient raide. [1.3] 10qui est fâché mais qui ne parle pas. [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 26Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|