|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tera-mena |
| Singan-teny | 2teraka, 3mena |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5mivoara mena ny tarehy noho ny hatezerana.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Maharenina Inenibe, hoy i Voàhirana, sady teramena ny tarehiny
[2.895#]
7 ary efa nitafoaka ny vorom-bavan' ilay lambo, sady efa teramena ny masony. [2.69#] |
| Fivaditsoratra | 8 temerana, 9 tera-mena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|