|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 hendratra
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Taitra ka mitraka tampoka ny loha, mientana, miantsambotra: Hendratra izy nahita ilay hazavana teo ambony lohany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4startled, twitching. [1.2, 1.7]
5starting. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6saisi de frayeur, soubresaut. [Tankarana]
7très content (par exemple de recevoir un ami).. [1.19]
8qui tressaille. [1.8]
Ohatra  9 hoy Zaka hendratra. [2.5#71]
10 Hoy aho hendratra kely. [2.944#]
11 hendratra izy sady tafatsangana niaraka tamin' izay. [2.643#165]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tovy hevitra  20hendraka
Kamban-teny rehetra  21hendratra dia hendratra
Ohabolana  22 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)23 hendratra
Sokajin-teny  24 anarana
Fanazavàna teny frantsay  25(sens général : qui fait sursauter, très saillir).
26Macarisia pyramidata Thouars (Rhizophoraceae).
27Bois brûlant sans fumée quand il est bien sec.
28Les pêcheurs le recherchent pour faire des torches en vue de la pêche au lamparo. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  29 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)30 hendratra
Sokajin-teny  31 anarana
Fanazavàna teny frantsay  32(de hena : aliment, viande ; et ratra : égratignures).
33Carissa madagascariensis Thouars (Apocynaceae).
34Le calac de Madagascar.
35Ses fruits savoureux sont recherchés.
36Mais l'arbuste est épineux et provoque souvent des égratignures.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  37 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  38 hendratra, 39 Hetran-drà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02