|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mivandravandra |
| Fototeny | 2vandravandra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mijery amin' ny maso midiridiry feno hatezerana: Nivandravandra erý izy nijery ahy niteny azy.
5Miharihary, miseho tsara: Mivandravandra izao ny ratsy nataonao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be glassy-eyed; to glare, to look fierce.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7avoir le regard menaçant.
[1.8] |
| Ohatra |
8 nivandravandra ahy izy mianaka.
[2.471]
9 Vao nanomboka niteny Ravoahangy, dia nivandravandra ny miaramilam-potaka nijery azy. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 14 mivandravandrà |
| Fototeny | 15vandravandra |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivandravandra [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 17 mivandravandra, mivandravandrà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|