|
|
|
|
Teny iditra
1
mifongofongo
Fototeny
2
fongofongo
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Misafoakan' ny hatezerana.
5
Mifofotra miasa, miezaka fatratra.
[
1.1
]
Haiendriteny
6
Ny ankehitriny :
mifongofongo
7
Ny lasa :
nifongofongo
8
Ny hoavy :
hifongofongo
9
Filaza mandidy :
mifongofongoa
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12