|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lotika |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Malemy ho lo sy madiva ho potika; maloto mifotetaka, solotika.
4Tezitra na sosotra mafy any am-po any: Lotika tamiko izy noho izaho tsy nanaiky hiray tsikombakomba taminy. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 lotaky, 10 lotika, 11 tolaky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|