|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitafoaka |
| Fototeny | 2tafoaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Feno be loatra ka mihoa-pefy: Efa mitafoaka ny rano ka esory amin' izay ny sininao.
5Mamorivory, mandroatra, misafoaka: Mitafoaka ny vorimbavan' ny soavaly. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|