|
|
|
|

Teny iditra1 fahatezerana
Fototeny  2tezitra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fihetseham-po mitroatra tampoka vokatry ny fo sendaotra tsy voatsindry sy ny saina tsy mieritreritra ka tsy afaka intsony handanjalanja izay tokony hatao.
5Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny fahatezerana, hono, hadalana miserana.
6Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7anger. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8la colère. [1.3]
9colère. [1.8]
Ohatra  10 fahatezerana sahala amin' ny nanamaivana azy anefa iny. [2.472]
11 dia atao ny hoe fahatezerana ny Kelimalaza avokoa izany rehetra izany. [2.48]
Haiendriteny 
12 Tsotra :
13 Tovonana :
Voambolana  14 Ontam-po
Tovy hevitra  15hatezerana
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  17Randzavola: fahatezerana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02