|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihifika |
| Fototeny | 2hifika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miala, miesotra: Nantsoin-drainy izy fa nihifika.
5Mandà, tsy mankasitraka amin' ny fanetsiketsehana ny loha: Nanontaniako izy, fa nihifi-doha, nihifikifika no nataony. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 mihifika, 11 mikifiha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|