|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maimbo ra |
| Singan-teny | 2maimbo, 3ra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ilazana ny fahatezerana mihoapampana sy fitadiavana hamaly faty; tezitra na vinitra mafy hamaly faty (nalaina tamin' ny omby vonoina izay tezitra misafoaka noho ny fandrenesany ny fofon' ny rany efa manorika).
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 maimbo ra, 7 mamboria, 8 maraomby |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|