|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fangalampiery |
| Singan-teny | 2fangalàna, 3fiery |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Kilalaon' ny ankizy izay toy izao no fandehany: miafina ny maso fa misy anankiray kosa mitady ireo mpiery; ary dia izay hita voalohany amin' ireo indray no mitady; raha misy tsy hitan' ilay mpitady dia milaza "afa-po" izy, ka miseho ilay niery.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Kilalao |
| Tsipelina hafa | 7fangalam-piery |
| Tovy hevitra | 8alam-piery, fanalampiery |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|