|
|
|
|

Teny iditra1 piarapiara
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Lalaon' ankizy mifampilanja na manao kilanjalanja ka ny tanana mifandika eo anoloana no ilanjan' ny zaza roa ny anankiray fahatelo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a children's game of carrying each other on outstretched arms.
5Probably a corruption of fiarafiara.
6See fiara.. [1.2]
Voambolana  7 Kilalao
Tsipelina hafa  8fiarafiara

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12