|
|
|
|

Teny iditra1 tandrimo
Fototeny  2rimo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Kilalao vita amin' ny hazo natao boribory kitsoloha misy fantsika, izay hodidinina kofehy, ka rehefa atsipy amin' ny tany ny tandrimo ka somary sintonina ny kofehy, mivaha haingana ilay izy ary mihodinkodina eo ambonin' ny fantsika ny tandrimo: Milalao tandrimo.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a top. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6toupie. [1.8]
Ohatra  7 Mbetika manao sangodim-panina eo amin' ny toerany ihany toy ny tandrimo be gorada! [2.471]
Voambolana  8 Kilalao
Mpanahaka  9 sangodina
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 mandotry, 13 mitandro, 14 mitondra, mitondrà, 15 tandrimo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03