|
|
|
|

Teny iditra1 daka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Famelezana amin' ny tongotra, tsipaka: Nasian' ny soavaly daka indray mandeha izy dia tsy tafarina.
4Tohana: Asivy daka ny lohatrano fa lava loatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a kick, kicking [Ar.
6Daqqa (?)] see diamanga, tsipaka. [1.2]
7a kick. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8Coup de pied, ruade: Namely daka azy ny soavaly (Le cheval lui a donné un coup de pied).
9Pièce de soutènement, arc-boutant: Asivy daka ny lohatrano, fa lava (Mettez une pièce de soutènement au chevron, parce qu'il est long). [1.3]
10coup de pied. [1.8]
Ohatra  11 Karavasy daka, karavasy daka, misesisesy hatrany izany [2.472]
12 Levilevy sy daka akory ary no azoko tary ananona tary, ka nahatonga ahy hanao tsao-pe ho tsembotsemboka toy izao [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  21 ambadika, 22 ankoatra, 23 ankodina, 24 antongomby, 25 antsatoka, 26 dakabe, 27 diamanga, 28 kapatokana, 29 kopalamanatrika, 30 tsipaka
Kamban-teny rehetra  31Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  32 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  33 daka, 34 kada

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02