|
|
|
|

Teny iditra1 alam-piery
Singan-teny  2ala, 3fiery
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Kilalaon' ankizy ifampitadiavana: misy iray mitady ny namany, izay samy nikaroka fiafenana nahafa-po azy avy, ary dia izay hita voalohany amin' ireo no mitady ny hafa indray; raha misy tsy hitan' ilay mitady, dia tsy miseho io raha tsy efa nilaza hoe "afa-po" ilay nitady. [1.1]
Voambolana  6 Kilalao
Tovy hevitra  7fanalam-piery, fangalampiery

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12