|
|
|
|

Teny iditra1 antsefa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Kilalao isehoam-pahakingana amin' ny tanana izay alefa ka asandrahaka, toa mikainkona, mba hamelezana ny ankilany, izay manao toy izany koa: samy mikendry izay hahatratrarana ny an-daniny avy ny mpilalao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a play with the hands, by which the opponents try to hurt the back of each other's hands with the finger nails.. [1.2]
Voambolana  5 Kilalao
Kamban-teny rehetra  6manao antsefa

Fivaditsoratra  7 antsefa, 8 fanetsa, 9 Seftàna, 10 Stefana, 11 Tafnesa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08