|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 fampitaha
Fototeny  2taha
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Kilalao fanaon' ny ankizivavy izay mifaninana mba hahitana izay tsara tarehy sy mahay mandihy: mifanao andaniny roa izy ireo, ka samy mifidy tovovavy iray ravahany araka ny fahaizany avy.
5Rehefa vonona avy izy roa dia samy miseho ary samy rafitra mampiseho ny fahakingany mandihy avy: ny be sy ny maro no mitsara. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6A children's game.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7Ancien amusement des souveraines consistant à faire parer des personnes et à les faire danser au palais, (on adjugeait la palme à la plus capable, à la plus belle); les petiles filles continuent encore ce jeu sur les places publiques, surtout au Fandroana, se parent la téte avec des fleurs et dansent deux à deux, l'une en face de l'autre. [1.3]
Ohatra  8 Voampo na voangivy notohizina natao ravaky ny ankizy, nanao fampitaha. [2.69]
9 Ao ireo efa tsy hita intsony toy ny fampitaha, ny tamaboha ary ny fandriro-bola. [2.117]
Voambolana  10 Kilalao

Teny iditra (2/3)11 fampitaha
Fototeny  12taha
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny frantsay  14façon de faire soigner. [Vezo] [1.68]

Teny iditra (3/3)15 Fampitaha
Singan-teny  16fampitaha
Sokajin-teny  17 anarana (gazety)
Voambolana  18 Mpanonta printy, gazety

Fivaditsoratra  19 fampahita, 20 Fampitaha, fampitaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05